|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 andro mena |
| Singan-teny | 2andro, 3mena |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5andro na vintana voalazan' ny mpanandro ho mafy, masiaka, na ny fotoana maharevo ny tantsaha amin' ny fambolena (manetsa ny olona: mena ny rano; miasa na mihevo: mena ny tanety).
[1.1] |
| Voambolana | 6 Fotoana 7 Finoana |
| Teny iditra (2/3) | 8 andromena |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
10Friday.
[Provincial]
[1.2] |
| Voambolana | 11 Fotoana |
| Teny iditra (3/3) | 12 andromena |
| Singan-teny | 13andro, 14mena |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
16Nom d'un arbre dont l'écorce et le bois fournissait une teinture rouge ; cité par Dandouau..
[Betsimisaraka]
[1.196] |
| Voambolana | 17 Haizavamaniry |
| Fivaditsoratra | 18 amendrano, 19 andromena, andro mena, 20 manendroa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|